ARK NETWORK reference.ch · populus.ch    
 
  
Groupe Artistique Malgache 
 
 
Rubriques

Liens

 Home  |  Livre d'Or  | Album-Photo  | Contact

Livre d'Or [Ajouter une entrée]

Merci beaucoup pour vos félicitations...!!! (Lisa, maman de Léo)
Bellisa <mjblisa@hotmail.com> (6.09.2011)
  
Mangingina ny GAM an...Nankaiza daholo? Mampamangy e!
Josya Bellisa <mjblisa@hotmail.com> (4.07.2011)
  
Akory iaby lahy e! Tohizo fa tsara, Gasy ka manja ehhh!
Erika Muff <ninivo@bluewin.ch> (12.09.2009)
  
Misaotra fa vita tsara ny site e, malahelo ihany ny tenanay ancienne Gam fa tsy mahafoy fotoana e, Dia ny tena no menatra :-)))
Hary Saint-Ghislain <hary.stghislain@gmail.com> (11.09.2009)
  
Ye tena mahafinaritra ilay Groupe fa tongava aza e!"Izay mitambatra Vato e"!Veloma !
Michelle sy Marc <mimy2108@hotmail.com> (28.10.2008)
  
Aiza ry Mavo a! sendrasendra tato @ net no nahitanay fa hanao fety any Neuchatel ianareo, tena dommage fa tara loatra vao hita ny pub-nareo.Tsara fa tohizo.
Andry sy Fafah <raman@neuf.fr> (25.10.2008)
  
Shaliiiii, Tena milay be reto le groupe fa mampalahelo ahy ty tenako , tsy afaka lava... Mapaleloooo eh
Jenny Sonderegger <rjennyesperance@yahoo.fr> (25.10.2008)
  
Akory aby è ! Tena tsara sy mahafinaritra ny fikambananareo. Mahavità è !
Richard MAKSIM <maksim@izahay.net> (22.10.2008)
  
Salyy !!! tsara ny groupe anareo !!! BiiSOuX daholo !!
Cynthia Racault <racault8@yahoo.fr> (4.10.2008)
  


Prénom et nom:
E-mail:

Message:


 

(c) Groupe Artistique Malgache - Créé à l'aide de Populus.
Modifié en dernier lieu le 13.04.2019
- Déjà 6729 visites sur ce site!